<-
->

Jer / Jr 26:23 And they fetched forth Urijah out of Egypt, and brought him unto Jehoiakim the king; who slew him with the sword, and cast his dead body into the graves of the common people. Ary Oria dia nalain' ireo niala avy tany Egypta ka nentiny teo amin' i Joiakima mpanjaka; ary izy namono azy tamin' ny sabatra, dia nanary ny fatiny teny amin' ny fasam-bahoaka. Ka nalain' ireo hiala tany Ejipta, Oria, dia nentiny teo amin' i Joakima mpanjaka, ary io kosa namono azy tamin' ny sabatra, dia nanipy ny fatiny, teo amin' ny fasan' ny ankapobem-bahoaka. Ils firent sortir Uriyyahu d' Egypte et le conduisirent au roi Joiaqim qui le fit frapper de l'épée et fit jeter son cadavre parmi les sépultures des gens du peuple.