<-
->

Jer / Jr 26:2 Thus saith the Lord; Stand in the court of the Lord' s house, and speak unto all the cities of Judah, which come to worship in the Lord' s house, all the words that I command thee to speak unto them; diminish not a word: Izao no lazain' i Jehovah: Mitsangàna eo an-kianjan' ny tranon' i Jehovah, ka lazao amin' ny tanànan' ny Joda rehetra, izay avy hiankohoka ao an-tranon' i Jehovah, ny teny rehetra izay efa nasaiko hambaranao aminy, ary aza amelana na dia teny iray akory aza. Izao no lazain' ny Tompo: Mitsangàna hianao eo an-kianjan' ny tranon' ny Tompo, ka lazao amin' izay avy amin' ny tanànan' i Jodà rehetra izay tonga hivavaka ao an-tranon' ny Tompo, ny teny rehetra nasaiko hambaranao aminy; aza misy amelana na dia teny iray aza. Ainsi parle Yahvé. Tiens-toi dans la cour du Temple de Yahvé. Contre tous ceux des villes qui viennent se prosterner dans le Temple de Yahvé tu diras toutes les paroles que je t' ai ordonné de leur dire; ne retranche pas un mot.