<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 24:5 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin' ity tany ity ho any amin' ny tanin' ny Kaldeana. | Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Tahaka ny fijery an' ireto aviavy tsara ireto no ho fijeriko amim-pitiavana ny voababo amin' i Jodà, izay nalefako avy amin' ity fitoerana ity, ho any amin' ny tanin' ny Kaldeana. | Ainsi parle |