<-
->

Jer / Jr 22:6 For thus saith the Lord unto the king' s house of Judah; Thou art Gilead unto me, and the head of Lebanon: yet surely I will make thee a wilderness, and cities which are not inhabited. Fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny mpianakaviny: Tahaka an' i Gileada sy ny tampon' i Libanona amiko ianao, nefa hataoko tonga efitra sy tanàna tsy onenana. Satria izao no lazain' ny Tompo, ny amin' ny taranaky ny mpanjakan' i Jodà: Tahaka an' i Galaada hianao amiko, tahaka ny tampon' i Libàna, nefa indro hampanjariko efitra, tanàna tsy honenana, hianao. Oui, ainsi parle Yahvé au sujet du palais du roi de Juda Tu es pour moi Galaad et la cime du Liban. Pourtant je vais te réduire en désert, en villes inhabitées.