<-
->

Jer / Jr 22:2 And say, Hear the word of the Lord, O king of Judah, that sittest upon the throne of David, thou, and thy servants, and thy people that enter in by these gates: Henoy ny tenin' i Jehovah, ry mpanjakan' ny Joda, izay mipetraka amin' ny seza fiandrianan' i Davida, dia ianao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao izay miditra amin' ireto vavahady ireto: ka lazao eny izao teny izao, ataovy hoe: Henoy ny tenin' ny Tompo, ry mpanjakan' i Jodà, izay mipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida, dia hianao sy ny mpanomponao mbamin' ny vahoakanao, izay miditra amin' ireto vavahady ireto. Ecoute la parole de Yahvé, ô roi de Juda qui sièges sur le trône de David, toi, ainsi que tes serviteurs et tes gens qui entrent par ces portes.