<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 19:13 | And the houses of |
Ary ny tranon' i Jerosalema sy ny tranon' ny mpanjakan' ny Joda dia ho tonga maloto tahaka an' i Tofeta, dia ny trano rehetra izay nandoroany ditin-kazo manitra teo an-tampony ho an' izay rehetra eny amin' ny lanitra sy nanidinany fanatitra aidina ho an' izay andriamani-kafa. | Ny trano ao Jerosalema sy ny tranon' ny mpanjakan' i Jodà, ho tonga sahala amin' ity fitoeran' i Tofeta ity, dia maloto; dia ireo trano rehetra nanaterana emboka manitra teo ambony tafony, ho an' ny tafiky ny lanitra rehetra sy nanidinana fanatitra araraka ho an' andriamani-kafa. | Les maisons de |