<-
->

Jer / Jr 18:11 Now therefore go to, speak to the men of Judah, and to the inhabitants of Jerusalem, saying, Thus saith the Lord; Behold, I frame evil against you, and devise a device against you: return ye now every one from his evil way, and make your ways and your doings good. Koa amin' izany, lazao amin' ny Joda sy amin' ny mponina eto Jerosalema hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho mamorona loza hihatra aminareo ary mihevitra izay hamelezako anareo; Koa samia miala amin' ny lalany ratsy avy ianareo, ary ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo. Ary amin' izao, mitenena amin' ny olona any Jodà, sy amin' ny mponina ao Jerosalema, manao hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. Koa samia hianareo miala amin' ny làlany ratsy, sy manitsy ny làlanareo aman' asanareo avy. Maintenant, parle donc ainsi aux hommes de Juda et aux habitants de Jérusalem : "Ainsi parle Yahvé. Voyez, je prépare contre vous un malheur, contre vous je médite un plan. Détournez-vous donc chacun de votre voie mauvaise, améliorez vos voies et vos oeuvres."