<-
->

Lev 9:9 And the sons of Aaron brought the blood unto him: and he dipped his finger in the blood, and put it upon the horns of the altar, and poured out the blood at the bottom of the altar: Ary nentin' ny zanak' i Arona ho eo aminy ny rà, dia nanoboka ny fanondrony tamin' ny rà Arona, ka notentenany ny tandroky ny alitara ary ny rà sisa dia naidiny teo am-bodin' ny alitara; Ary natolotr' ireo zanak' i Aarona azy ny rà, ka natsobony tao ny rantsan-tànany, notentenany ny tandroky ny otely, ary naidiny teo an-tongotry ny otely ny rà. Puis les fils d' Aaron lui présentèrent le sang ; il y trempa le doigt et en déposa sur les cornes de l' autel, puis il versa le sang à la base de l' autel.