<-
->

Lev 9:7 And Moses said unto Aaron, Go unto the altar, and offer thy sin offering, and thy burnt offering, and make an atonement for thyself, and for the people: and offer the offering of the people, and make an atonement for them; as the Lord commanded. Ary hoy Mosesy tamin' i Arona: Manatona ny alitara, dia manatera ny fanatitrao noho ny ota sy ny fanatitra odoranao ka manaova fanavotana ho an' ny tenanao sy ho an' ny olona; dia manatera ny fanatitry ny olona ka manaova fanavotana ho azy, araka izay nandidian' i Jehovah. Dia hoy Moizy tamin' i Aarona: Manatòna ny otely ka atolory ny sorona noho ny ota sy ny sorona dorana, ka manaova ny fanonerana ho an' ny tenanao sy ho an' ny vahoaka; atolory koa ny fanatitry ny vahoaka, ary manaova ny fanonerana ho azy araka ny nandidian' ny Tompo. Moïse alors s' adressa à Aaron : " Approche-toi de l' autel, offre ton sacrifice pour le péché et ton holocauste, et fais ainsi le rite d' expiation pour toi et pour ta maison. Présente alors l' offrande du peuple et fais pour lui le rite d' expiation comme l' a ordonné Yahvé. "