<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 8:16 | And he took all the fat that was upon the inwards, and the caul above the liver, and the two kidneys, and their fat, and |
Dia nalainy ny saboran-tsinainy rehetra sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany mbamin' ny fonom-boany, ka nodoran' i Mosesy ho fofona teo ambonin' ny alitara ireo. | Manaraka izany nalainy avokoa ny sabora, ny saron-tsinainy, ny saron' atiny, ary ny voany roa mbamin' ny sabora momba azy ka nodorany hanetona teo ambonin' ny otely. | Il prit ensuite toute la graisse qui enveloppe les entrailles, la masse de graisse qui part du foie, les deux rognons et leur graisse, et il les fit fumer à l' autel. |