<-
->

Lev 6:8 And the Lord spake unto Moses, saying, Ary hangalany eran-tànan-ila ny koba tsara toto amin' ny fanatitra hohanina sy ny diloilony mbamin' ny ditin-kazo manipofona rehetra izay eo ambonin' ny fanatitra hohanina, dia hodorany ho fofona eo ambonin' ny alitara izany fanati-pahatsiarovana izany ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. Dia hangalan' ny mpisorona eran-tànan' ila ny lafarina tsara indrindra mbamin' ny diloilo ao aminy miaraka amin' ny emboka rehetra eo ambonin' ny fanatitra, ka hodorany hanetona eo ambonin' ny otely izany ho hanitra ankasitrahana, ho fahatsiarovana an' ny Tompo. après qu' il en aura prélevé une poignée de fleur de farine avec l' huile et tout l' encens qu' on y a joint, après qu' il en aura fait fumer à l' autel le mémorial en parfum d' apaisement pour Yahvé,