<-
->

Lev 6:2 If a soul sin, and commit a trespass against the Lord, and lie unto his neighbour in that which was delivered him to keep, or in fellowship, or in a thing taken away by violence, or hath deceived his neighbour; Mandidia an' i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no lalàna ny amin' ny fanatitra dorana: Ny fanatitra dorana dia ho eo amin' ny fatana eo an-tampon' ny alitara mandritra ny alina mandra-pahamaraina, ary ny afon' ny alitara hirehitra eo. Omeo an' i Aarona sy ny zanany izao didy izao, lazao azy hoe: Izao no lalàna momba ny sorona dorana: Hirehitra mandritra ny alina, mandra-pahamaraina, eo am-patan' ny otely ny sorona dorana; ary velomina eo mandrakariva ny afon' ny otely. Donne ces ordres à Aaron et à ses fils : Voici le rituel de l' holocauste. C' est l' holocauste qui se trouve sur le brasier de l' autel toute la nuit jusqu' au matin et que le feu de l' autel consume.