<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 4:3 | If the priest that is anointed do sin according to the sin of the people; then let him bring for his sin, which he hath sinned, a young bullock without blemish unto the |
raha ny mpisorona voahosotra no manota ka mahameloka ny olona, dia aoka hanatitra vantotr' ombilahy tsy misy kilema izy noho ny fahotany izay nataony, dia fanatitra noho ny ota ho an' i Jehovah. | Raha mpisorona efa voahosotra no nanota, ka nahameloka ny vahoaka amin' izany, dia vantotr' ombalahy iray tsy misy kilema no hatolony amin' ny Tompo, noho ny otany, ho sorona fanonerana. | si c' est le prêtre consacré par l' onction qui pèche et rend ainsi le peuple coupable, il offrira à |