<-
->

Lev 4:2 Speak unto the children of Israel, saying, If a soul shall sin through ignorance against any of the commandments of the Lord concerning things which ought not to be done, and shall do against any of them: Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy olona manota tsy nahy ny didin' i Jehovah amin' izay tsy tokony hatao ka mandika ny anankiray amin' ireny: Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy olona manota tsy nahy, mandika ny iray amin' ny didin' ny Tompo momba ny zavatra tsy tokony hatao, ka nanatanteraka zavatra anankiray amin' ireny izy; Parle aux Israélites, dis-leur : Si quelqu' un pèche par inadvertance contre l' un quelconque des commandements de Yahvé et commet une de ces actions défendues,