<-
->

Lev 3:16 And the priest shall burn them upon the altar: it is the food of the offering made by fire for a sweet savour: all the fat is the Lord' s. Ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin' ny alitara; hanina avy amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana izany; an' i Jehovah ny sabora rehetra. Hodoran' ny mpisorona izany hanetona eo ambonin' ny otely. Faham-pisoronana atao amin' ny afo, ho fofona ankasitrahana izany. An' ny Tompo ny sabora rehetra. Le prêtre fera fumer ces morceaux à l' autel à titre de nourriture, de mets consumé en parfum d' apaisement. Toute la graisse appartient à Yahvé.