<-
->

Lev 3:13 And he shall lay his hand upon the head of it, and kill it before the tabernacle of the congregation: and the sons of Aaron shall sprinkle the blood thereof upon the altar round about. Ary hametraka ny tànany amin' ny lohany izy, dia hamono azy eo anoloan' ny trano-lay fihaonana; ary ireo zanak' i Arona dia hanopy ny rà manodidina amin' ny lafin' ny alitara. Hametraka ny tànany eo ambonin' ny lohan' ny sorona izy sy hamono azy eo anoloan' ny trano lay fihaonana, ary ny zanak' i Aarona handraraka ny rà manodidina ao amin' ny otely. il lui posera la main sur la tête et l' immolera devant la Tente du Rendez-vous, et les fils d' Aaron en répandront le sang sur le pourtour de l' autel.