<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 24:3 | Without the vail of the testimony, in the tabernacle of the congregation, shall |
Eo ivelan' ny efitra lamba izay manakona ny Vavolombelona, dia eo amin' ny trano-lay fihaonana, no handaharan' i Arona azy, hatramin' ny hariva ka hatramin' ny maraina, eo anatrehan' i Jehovah mandrakariva; ho lalàna mandrakizay amin' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby izany. | Aarona no hamboatra azy, eo ivelan' ny efitra lamba, anoloan' ny vavolombelona, ao an-trano lay fihaonana, mba hirehetany lalandava eo anatrehan' ny Tompo, hatramin' ny hariva ka hatramin' ny maraina. Lalàna tsy tapaka ho an' ny taranakareo izany. | C' est devant le rideau du Témoignage, dans la Tente du Rendez-vous, qu' |