<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:41 | And ye shall keep it a feast unto the |
Ary tandremo izany ho andro firavoravoana ho an' i Jehovah hafitoana isan-taona. Ho lalàna mandrakizay amin' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby izany; amin' ny volana fahafito no hitandremanareo azy. | Hafitoana isan-taona no hanaovanareo izany fety izany ho fankalazana an' ny Tompo, lalàna tsy tapaka ho an' ny taranakareo izany; amin' ny volana fahafito no hanaovanareo azy. | Vous célébrerez ainsi une fête pour |