<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:37 | These are the feasts of the |
Ireo no fotoam-pivavahana voatendrin' i Jehovah, ka hantsoinareo ho fivoriana masina, hanaterana fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, dia fanatitra dorana sy fanatitra hohanina sy fanatitra hafa alatsa-drà sy fanatitra aidina, samy amin' ny fotoany avy izy rehetra, | Ireo no fetin' ny Tompo hantsoinareo hanaovana fivoriana masina, hanaterana amin' ny Tompo sorona atao amin' ny afo, sorona dorana, fanatitra, sorona sy fanatitra araraka, samy amin' ny fotoany avy; | Telles sont les solennités de |