<-
->

Lev 22:2 Speak unto Aaron and to his sons, that they separate themselves from the holy things of the children of Israel, and that they profane not my holy name in those things which they hallow unto me: I am the Lord. Mitenena amin' i Arona sy ny zanany mba hitandremany ny amin' ny tsy hanakekeny ny zava-masina izay hamasinin' ny Zanak' Isiraely ho Ahy tsy hanamavoany ny anarako masina: Izaho no Jehovah. Mitenena amin' i Aarona sy ny zanany mba hifadiany ny zava-masina atokan' ny zanak' Israely ho ahy sy tsy hanamavoany ny anarako masina. Izaho no Iaveh. Parle à Aaron et à ses fils : qu' ils se consacrent par les saintes offrandes des Israélites sans profaner mon saint nom ; à cause de moi ils doivent le sanctifier. Je suis Yahvé.