<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:2 | And he shall bring it to |
Ary hitondra azy ho amin' ireo mpisorona, zanak' i Arona, izy, dia handraofan' ireo eran-tànan-ila ny kobany sy ny diloilony mbamin' ny ditin-kazo manipofona rehetra; ary hodoran' ny mpisorona ho fofona eo ambonin' ny alitara izany fanati-pahatsiarovana avy aminy izany; dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah izany. | Hoentiny amin' ny mpisorona zanak' i Aarona izany, dia angalan' ny mpisorona eran-tànan' ila miaraka amin' ny lafarina tsara indrindra voararaka diloilo ny emboka rehetra, ka hodorany hanetona eo ambonin' ny otely izany, ho fahatsiarovana. Sorona atao amin' ny afo izany, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. | Il l' apportera aux fils d' |