<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:12 | As for the oblation of the firstfruits, ye shall offer them unto the |
fa ho fanatitra voaloham-bokatra ihany no hahazoanareo manatitra ireo ho an' i Jehovah; kanefa tsy hakarina eo ambonin' ny alitara ho hanitra ankasitrahana izany. | Fa azonareo atolotra amin' ny Tompo ho fanatitra voaloham-bokatra izany; nefa tsy hisy apetraka eo ambonin' ny otely ho fanatitra misy hanitra ankasitrahana. | Vous en offrirez à |