<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 17:5 | To the end that the children of |
mba ho entin' ny Zanak' isiraely ho an' i Jehovah eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, ho amin' ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an' i Jehovah izany. | mba tsy hoe eny an-tsaha no hamonoan' ny zanak' Israely ny zavatra vonoiny, fa hoentiny amin' ny mpisorona, eo anatrehan' ny Tompo, ao anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hateriny ho sorona fihavanana amin' ny Tompo. | Ainsi les |