<-
->

Lev 13:2 When a man shall have in the skin of his flesh a rising, a scab, or bright spot, and it be in the skin of his flesh like the plague of leprosy; then he shall be brought unto Aaron the priest, or unto one of his sons the priests: Raha misy mamontsina eo amin' ny hoditry ny nofon' ny olona, na misy manako-pery na misy mifaritra mangirana, ka eo amin' ny hoditry ny nofony tahaka ny habokana izany, dia ho entina ho eo amin' i Arona mpisorona izy, na ho eo amin' izay iray amin' ny mpisorona, zanak' i Arona; Raha mamontsina ny hoditry ny nofon' ny olona anankiray na misy anakandro na miseho hodi-potsy, ka tonga misy fery toy ny habokàna amin' ny hoditry ny nofony dia hoentina mankeo amin' i Aarona mpisorona izy, na eo amin' ny iray amin' ireo zanany, mpisorona. S' il se forme sur la peau d' un homme une tumeur, une dartre ou une tache, un cas de lèpre de la peau est à prévoir. On le conduira à Aaron, le prêtre, ou à l' un des prêtres ses fils.