<-
->

Isa / Iz 63:16 Doubtless thou art our father, though Abraham be ignorant of us, and Israel acknowledge us not: thou, O Lord, art our father, our redeemer; thy name is from everlasting. Kanefa Hianao no Rainay, fa Abrahama tsy mahalala anay, Ary Isiraely tsy mahafantatra anay, Jehovah ô, Hianao no Rainay, ary Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay. Hianao anefa no rainay; fa Abrahama tsy mahalala anay, ary Israely tsy mahafantatra anay. Hianao, Iaveh, no rainay; Mpanavotra anay no anaranao, hatrizay ela izay. Pourtant tu es notre père. Si Abraham ne nous a pas reconnus, si Israël ne se souvient plus de nous, toi, Yahvé, tu es notre père, notre rédempteur, tel est ton nom depuis toujours.