<-
->

Isa / Iz 44:26 That confirmeth the word of his servant, and performeth the counsel of his messengers; that saith to Jerusalem, Thou shalt be inhabited; and to the cities of Judah, Ye shall be built, and I will raise up the decayed places thereof: Ary mahatò ny tenin' ny mpanompoko sy mahatanteraka ny saina atolotry ny irako, ary manao amin' i Jerosalema hoe: Honenana ianao, sy amin' ny tanànan' ny Joda hoe: Hatsangana ianareo, ka hamboariko izay rava eo, Izaho no mahatò ny tenin' ny mpanompoko, sy mahatanteraka ny hevitra lazain' ny irako; ny amin' i Jerosalema dia ilazako hoe: Honenana anie izy! ny amin' ny tanànan' i Jodà hoe: Hatsangana indray anie izy ireo! Hamboariko indray izay rava aminy. qui confirme la parole de mon serviteur et fais réussir les desseins de mes envoyés; qui dis à Jérusalem : " Tu seras habitée ", et aux villes de Juda : " Vous serez rebâties et je relèverai les ruines de Jérusalem ";