<-
->

Isa / Iz 36:11 Then said Eliakim and Shebna and Joah unto Rabshakeh, Speak, I pray thee, unto thy servants in the Syrian language; for we understand it: and speak not to us in the Jews' language, in the ears of the people that are on the wall. Dia hoy Eliakima sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin' ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren' ny olona eny ambonin' ny manda. Dia hoy Eliasima sy Sobnà ary Joahe, tamin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Mba teny arameana no ataovy amin' ny mpanomponao, satria hainay izany; fa aza dia manao teny jodaika, ho ren' ny vahoaka eny ambony manda. Fa izao no navalin' ny lehiben' ny mpandroso divay: Élyaqim, Shebna et Yoah dirent au grand échanson : " Je t' en prie, parle à tes serviteurs en araméen, car nous l' entendons, ne nous parle pas en judéen à portée des oreilles du peuple qui est sur les remparts. "