<-
->

Isa / Iz 36:1 Now it came to pass in the fourteenth year of king Hezekiah, that Sennacherib king of Assyria came up against all the defenced cities of Judah, and took them. Ary tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo, nanjakan' i Ezekiasa, niakatra Senakeriba, mpanjakan' i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, ka nahafaka ireny. Il arriva qu' en la quatorzième année du roi Ézéchias, Sennachérib, roi d' Assyrie, monta contre toutes les villes fortes de Juda et s' en empara.