<-
->

Isa / Iz 27:9 By this therefore shall the iniquity of Jacob be purged; and this is all the fruit to take away his sin; when he maketh all the stones of the altar as chalkstones that are beaten in sunder, the groves and images shall not stand up. Ka izao no hamelana ny helok' i Jakoba, Ary izao ihany no vokatry ny nanesorana ny fahotany, dia amin' ny anaovany ny vato rehetra amin' ny alitara ho tahaka ny vato sokay voatorotoro, ary ny Aseraha sy ny tsangan-kazo ho an' ny masoandro dia tsy hitsangana intsony. Toy izao no hahavoaonitra ny helok' i Jakoba, ary izao no ho vokatra rehetra amin' ny famelana ny fahotany. Rahefa ny vaton' ireo otely no hataony manjary vovoka sy manahaka ny vato sokay, dia tsy hantsangana intsony ny asrah sy ny sarin' ny Masoandro. Car ainsi sera pardonnée la faute de Jacob, tel sera le fruit qu' il recueillera en renonçant à son péché, quand toutes les pierres de l' autel seront mises en pièces comme des pierres à chaux, quand les Ashéras et les brûle-parfums ne seront plus debout.