<-
->

Isa / Iz 23:13 Behold the land of the Chaldeans; this people was not, till the Assyrian founded it for them that dwell in the wilderness: they set up the towers thereof, they raised up the palaces thereof; and he brought it to ruin. Indro ny tanin' ny Kaldeana! Tsy firenena intsony izy, fa nataon' ny Asyriana fonenan' ny bibi-dia any an-efitra; Manao tilikambo fitiliana izy ka mandrava ny lapan' ny mpanjaka ao ary mampody azy ho korontam-bato. Jereo ny tanin' ny Kaldeana, firenena mbola tsy nisy, izay nanolotra an' i Asora ho an' ny bibidia any an' efitra; nanangana ny tilikambony izy, nandrava ny lapany, nataony korontan-javatra miavovona sisa teo! Voici le pays des Chaldéens, ce peuple qui n' existait pas; Assur l' a constitué pour les bêtes du désert; ils y ont dressé leurs tours, ils ont démoli ses bastions, ils l' ont réduit en ruine.