<-
->

Isa / Iz 13:19 And Babylon, the glory of kingdoms, the beauty of the Chaldees' excellency, shall be as when God overthrew Sodom and Gomorrah. Ary Babylona, ravaky ny fanjakana maro Tabiha sy reharehan' ny Kaldeana, Dia ho rava tahaka ny nandravan' Andriamanitra an' i Sodoma sy Gomora; Ary Babilona, ilay ravaky ny fanjakana maro, haingon' ny Kaldeana be rehareha, dia hanahaka an' i Sodoma sy Gomora izay noravan' Andriamanitra. Tsy hisy mponina intsony ao aminy, Et Babylone, la perle des royaumes, le superbe joyau des Chaldéens, sera comme Sodome et Gomorrhe, dévastées par Dieu.