<-
->

Si 47:23 Nodimandry tany amin' ny razany Salomona, ary ny navelany nanarakaraka azy, dia zanany iray razana aminy, iray, olona adala eo imason' ny vahoaka, tsy manam-pahalalana, i Roboama izay nanao izay hihatahan' ny vahoaka amin' ny heviny; ary Jeroboama, zanak' i Nabata, izay nampanota an' Israely, sy nisori-dalana hidiran' i Efraima amin' ny fivadihana. Et Salomon se reposa avec ses pères, laissant après lui quelqu' un de sa race, le plus fou du peuple, dénué d' intelligence Roboam, qui poussa le peuple à la révolte.