<-
->

Si 45:15 Moizy no nameno ny tananay, ary nanosotra azy amin' ny diloilo masina. Fanekena mandrakizay izany ho azy, sy ho an' ny taranany, raha mbola maharitra koa ny andron' ny lanitra, mba hanompoany ny Tompo, sy hanefany ny raharahan' ny fisoronana, ary hitsofany rano ny vahoakany, amin' ny anarany. C' est Moïse qui le consacra et l' oignit de l' huile sainte. Et ce fut pour lui une alliance éternelle ainsi que pour sa race tant que dureront les cieux, pour qu' il préside au culte, exerce le sacerdoce et bénisse le peuple au nom du Seigneur.