<-
->

2M 9:18 Tsy nitony anefa ny fijaliany fa ny fitsarana masin' Andriamanitra efa nihatra taminy, ka nony hitany fa tsy hantenaina intsony ny amin' ny toetrany, dia nanoratra taratasy ho an' ny Jody izy, ka fitarainana no fomba nandaharany azy, ary izao no teny ao: Comme ses souffrances ne se calmaient d' aucune façon, car le jugement équitable de Dieu pesait sur lui, et qu' il voyait son état désespéré, il écrivit aux Juifs la lettre transcrite ci-dessous, sous forme de supplique. Elle était ainsi libellée