<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Maccabées |
||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||
2M 8:11 | Dodona erý izy nandefa fiantsoana amin' ny tanàna amoron-dranomasina, ho tonga hividy andevo Jody, sady nampanantena fa hataony talenta iray amin' izy ireo ny sivy folo aminy, tsy nonofisiny akory izay famaliana avy amin' ny Tsitoha vao hanjò azy. | Il s' empressa d' envoyer aux villes maritimes une invitation à venir acheter des esclaves juifs, promettant de leur en livrer 90 pour un talent; il ne s' attendait pas à la sanction qui devait s' ensuivre pour lui de la main du |