<-
->

2M 8:1 Tamin' izany Jodasa Makabeo sy ireo namany, dia niditra an-tsokosoko tamin' ny tanàna, niantso ny havany hiaraka aminy, sy nandray izay tsy nivadika tamin' ny fivavahana Jody, hikambana aminy, ka nahavory miaramila sahabo ho enina arivo. Or Judas appelé aussi Maccabée et ses compagnons, s' introduisant secrètement dans les villages, appelaient à eux leurs frères de race, et, s' adjoignant ceux qui demeuraient fermes dans le Judaïsme, ils en rassemblèrent jusqu'à 6.000.