<-
->

2M 6:1 Andro vitsivitsy taorian' izany, dia naniraka anti-dahy anankiray avy any Atena ny mpanjaka, hanery ny Jody handao ny fivavahan-drazany sy hisakana azy tsy hiaina araka ny lalàn' Andriamanitra, Peu de temps après, le roi envoya Géronte l' Athénien pour forcer les Juifs à enfreindre les lois de leurs pères et à ne plus régler leur vie sur les lois de Dieu,