<-
->

2M 4:6 Satria hitany fa tsy misy azo andaminana izany toe-javatra izany sy hampiala an' i Simona amin' io zava-mahameloka efa natombony io, afa-tsy ny fanelanelanan' ny mpanjaka ihany. Il voyait bien en effet que, sans une intervention royale, il était impossible d' obtenir désormais la paix publique, et que Simon ne mettrait pas un terme à sa folie.