<-
->

2M 4:4 Ka nony nodinihin' i Oniasa ny loza avy amin' izany fifampiandaniana izany, sy ny hatezeran' i Apolloniosa governoran' ny miaramilan' i Sele-Siria sy Fenisia, izay namporisika ny haratsian' i Simona, dia lasa izy nankany amin' ny mpanjaka; Considérant combien une telle rivalité était fâcheuse, et qu' Apollonius, fils de Ménesthée, stratège de Coelé-Syrie et Phénicie, ne faisait qu' accroître la méchanceté de Simon,