<-
->

2M 14:5 Nahita fotoana azon' ny haratsiam-panahiny hararaotiny anefa izy, dia tamin' ny niantsoan' ny mpanjaka azy ho ao amin' ny fivorian' ny mpanolo-tsaina sy nanontaniany azy ny amin' ny toetra aman-kevitry ny Jody. Mais il trouva une occasion complice de sa démence quand, l' ayant appelé dans son conseil, Démétrius l' interrogea sur les dispositions et les desseins des Juifs. Il répondit