<-
->

2M 14:38 Fa tamin' ny andro tany aloha, izay tsy maintsy ho nihatahana tsy hifankahazoana akory amin' ny mpanompo sampy, dia nahatarika fiampangana azy ho manaraka ny fivavahan' ny Jody izy ary tamim-paharetana tsy azo nohozongozonina no nanaovany vy very ny tenany aman' ainy ho an' ny fivavahan' ny Jody. Inculpé de Judaïsme dans les premiers temps de la révolte, il avait exposé avec toute la constance possible son corps et sa vie pour le Judaïsme.