<-
->

2M 11:31 Ka aoka ny Jody hihinana izay fihinany sy hanaraka ny lalàny tahaka ny taloha, ka aza misy homena soketa noho izay diso nataony tsy amim-pahalalana. Les Juifs auront l' usage de leurs aliments spéciaux et de leurs lois comme auparavant. Que nul d' entre eux ne soit molesté d' aucune façon pour des fautes commises par ignorance.