<-
->

2M 10:19 Simona sy Josefa mbamin' i Zakea sy ny namany, ampy isa tsara, no navelan' i Makabeo hampikoy an' ireo, dia lasa nankany amin' izay nisy nahamaika izy. Maccabée laissa pour les assiéger Simon et Joseph avec Zacchée et les siens en nombre suffisant, et partit en personne pour des endroits où il y avait urgence.