<-
->

2M 10:14 Ary Gorjiasa izay tonga lehiben' ny miaramila tamin' ireo faritany ireo, dia naka miaramila hafa firenena, sy nanararaotra mandrakariva izay azony iadina amin' ny Jody. Gorgias, devenu stratège de la région, entretenait des troupes mercenaires et saisissait toutes les occasions pour faire la guerre aux Juifs.