<-
->

2M 1:7 Tamin' ny andro nanjakan' i Demetriosa, taona fahasivy amby enimpolo amby zato, nanoratra ho anareo izahay Jody, tanatin' ny fahoriana mangidy indrindra izay tonga tamin' izany taona izany, dia hatramin' ny nivadihan' i Jasona mbamin' ny mpiandany aminy, tsy hiaro ny tany masina sy ny fanjakana. Sous le règne de Démétrius, l' an 169, nous, les Juifs, nous vous avons écrit ceci : "Au cours de la détresse et de la crise qui fondirent sur nous en ces années, depuis que Jason et ses partisans avaient trahi la Terre sainte et le royaume,