<-
->

1M 9:69 Loza ny hatezerany tamin' ireo Jody izay mpankahala ny fivavahana nanome hevitra azy ho tonga aty amin' ny taniny, ka namonoany marobe izy ireo; dia nanapa-kevitra hody any amin' ny taniny izy. Il entra en fureur contre les mécréants qui lui avaient conseillé de venir dans le pays, il en tua beaucoup et, avec ses gens, il décida de retourner chez lui.