<-
->

1M 8:31 Ary inty ny amin' ny fampahoriana nataon' i Demetriosa mpanjaka azy ireo, dia efa nanoratra ho any amin' io izahay, nanao hoe: Nahoana no vesaranao jioga ny Jody, sakaizanay sy mpihavana aminay? Au sujet des maux que le roi Démétrius leur a causés, nous lui avons écrit en ces termes : Pourquoi fais-tu peser ton joug sur les Juifs, nos amis alliés?