<-
->

1M 5:46 Dia tonga tao Efraona, tanàna lehibe manapaka ny vavalàlana ho amin' ny tany, sy voamanda mafy; ary tsy nisy azo hiviliana na ho amin' ny an-kavanana, na ho amin' ny an-kavia, fa tsy maintsy mamaky eo afovoany. Ils arrivèrent à Ephrôn, ville importante et très forte située sur le chemin. Comme on ne pouvait la tourner ni sur la droite ni sur la gauche, il ne restait qu'à la traverser.