<-
->

1M 5:44 Fa azon' ny Jody ny tanàna, ka nodorany ny tempoly mbamin' izay rehetra tao aminy, dia voaetry Karnaima, ary tsy nahaleo an' i Jodasa intsony ny fahavalo. Les Juifs s' emparèrent d' abord de la ville, puis brûlèrent le temple avec tous ceux qui étaient dedans. Karnaïn fut renversée et désormais on ne put résister à Judas.