<-
->

1M 5:34 Vantany vao fantatry ny tafik' i Timoteo fa Makabeo izay, dia rifatra nandositra teo anoloany izy ireo, ka nataony nisy ra mandriaka sy resy mihitsy; sahabo ho valo arivo no lehilahy maty tamin' izy ireo androtr' izay. Les troupes de Timothée, reconnaissant que c'était Maccabée, prirent la fuite à son approche. Celui-ci leur infligea une grande défaite, car ils laissèrent ce jour-là près de 8.000 hommes sur le terrain.